SOS Tsaratanana

Le Jeudi 13 juin 2013 dernier, le chef lieu du fokontany Tsaratanana a été la proie du feu. Le fokontany se situe dans le Nord Est de Madagascar, dans la Commune rurale d’Ampisikinana, District de Vohémar, Région SAVA. Le village compte environ 100 toits et 400 âmes.

L’incendie a mis en cendre 51 maisons. 200 personnes ont perdu leur bien, et logent dans l’EPP du fokontany actuellement.
La Commune d’Ampisikinana avec l’OCPI Loky Manambato Miray, qui rassemble les 4 communes rurales dans le paysage harmonieux protégé de la Loky Manambato, ont apporté les premiers aides.

L’origine du feu
Un jeune célibataire a quitté sa maison après avoir pris son déjeuner, préparé dans une cuisine construite avec des feuilles de palmiers (Mokoty). Le mur de la cuisine a pris feu vers 14h 30 et le feu s’est propagé sur la maison d’habitation d’à côté. La maîtrise du feu était difficile à cause du changement sans arrêt de la direction du vent.

L’Association Fanamby qui gère le Paysage Harmonieux Protégé de la Loky Manambato, a contribué dans l’apport des premiers besoins avec 1,5 tonne de riz.

Fanamby, l’OPCI et toute la population de la Loky Manambato, font un appel à tous les bienfaiteurs de la Région SAVA et de la nation, pour apporter leur part dans l’accompagnement des sans abri.

Serge Rajaobelina
Secrétaire Exécutif

Tamin’ny Alakamisy 13 jona 2013 lasa teo dia kilan’ny afo ny renivohitry ny Fokontany Tsaratanana. Fokontany ao anatin’ny Kaominina Ambanivohitra Ampisikinana, Distrikan’i Vohémar, Faritra SAVA.
Ny tanàna dia ahitana Trano 100 tafo ary mponina 400 eo eo.
Trano 51 no may tamin’ity voina ity ary mponina 200 no tsy manan-kialofana, tsy manan-kohanina, tsy manana lamba hitafiana ary mipetraka ao amin’ny Sekoly EPP ankehitriny.
Efa manao izay ezaka fanampiana azo atao ny Kaominina Ampisikinana sy ny OPCI Loky Manambato Miray, ivondronan’ny kaominina efatra ao anatin’ny faritra Loky Manambato.
Ny niavian’ny afoNanomboka tamin’ny 2 ora sy sasany teo, no nirehitra ny afo avy tamin’ny lakozia iray eo avaratry ny tanàna. Nahandro sakafo ilay tovolahy iray, mbola mpitovo, ka rehefa avy nihinana dia nandeha nivoaka.
Nitombo ny afo ka nahazo ny rindrin’ilay lakozia izay vita avy amin’ny ravina Mokoty (satrana). Mifanakaiky ny trano sy ny lakozia ka dia nifindrafindra ny afo. Nanahirana ny famonoana ny afo noho ny fiovaovan’ny fihavian’ny rivotra.
Ny fikambanana Fanamby, izay mitantana ny faritra kobabiana Loky Manambato, dia nitondra vary 1,5 tonne ho famonjena vonjy maika ireo traboina.
Ny fikambanana Fanamby sy ny OPCI ary ny mponina rehetra ao @ faritra Loky Manambato, dia manao antso avo hoan’ireo malala-tànana ao anatin’ny faritra SAVA, hitondra anjara biriky ho famonjena ireo traboina.
Serge Rajaobelina
Tonia Mpanatanteraka
Fikambanana Fanamby
FanambyTSARATANANA3

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s